
The Tower of Babel (Genesis 11: 1-9)
Fiteny Malagasy (Malagasy)
- Ary mbola nampiasa fiteny iray ihany ny tany manontolo, sady
nitovy ny teny nampiasainy.
- Ary rehefa niantsinanana ny olona, dia nahita lemaka iray tao
amin’ny tany Sinara, ka nanorim-ponenana tao.
- Dia nifampiresaka izy ireo hoe: “Andao isika hanao biriky
ka handoro izany ao anaty lafaoro.” Koa biriky no nataony
solom-bato, ary godorao no nataony solon-drihitra.
- Ary hoy izy ireo: “Andao isika hanorina tanàna sy
hanangana tilikambo izay mahatakatra ny lanitra ny tampony. Ary andao
hataontsika izay hampahalaza ny anarantsika, sao hiparitaka manerana
ny tany isika.”
- Ary nidina i Jehovah mba hijery ilay tanàna sy ilay tilikambo
naorin’ny zanak’olombelona.
- Dia hoy i Jehovah: “Vahoaka iray ihany izy ireo ary fiteny
iray ihany no ampiasain’izy rehetra. Ary vao fiandohan’ny
ataony izao. Koa tsy misy tsy ho vitany izay mety hokasainy hatao.
- Andeha isika hidina eny, ka hataontsika misafotofoto ny fiteniny
mba tsy hifankahazo fiteny izy ireo.”
- Koa naparitak’i Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana
ny tany. Dia natsahatr’izy ireo ny fanorenana ilay tanàna.
- Izany no antony nanaovana ny anaran’ilay tanàna hoe Babela,
satria tao no nataon’i Jehovah nisafotofoto ny fitenin’ny tany
manontolo. Ary naparitak’i Jehovah avy tao izy ireo ka niely nanerana
ny tany.
From: Ny Soratra Masina – Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Information about the Malagasy language
Tower of Babel in Malayo-Polynesian languages
Acehnese,
Adzera,
Amarasi,
Ambrym,
Ata Manobo,
Balinese,
Bariai,
Batak Angkola,
Batak Simalungun,
Batak Toba,
Biatah Bidayuh,
Bikol,
Bola,
Bugis,
Caribbean Javanese,
Cebuano,
Chuukese,
Dawan,
Fijian,
Futunan,
Hawaiian,
Helong,
Hiligaynon,
Hiri Motu,
Iban,
Iloko,
Indonesian,
Itawis,
Ivatan,
Kadazandusun,
Kambera,
Kapampangan,
Keley-i,
Kinaray-a,
Kiribati,
Kosraean,
Javanese,
Luang,
Makassar,
Malagasy,
Malaweg,
Malay,
Māori,
Marshallese,
Matigsalug Manobo,
Mbula,
Misima-Paneati,
Mortlockese,
Motu,
Nali,
Ngaju,
Nias,
Niuean,
North Efate,
Nyindrou,
Paama,
Pangasinan,
Pangutaran Sama,
Pohnpeian,
Rarotongan,
Rotuman,
Sakao,
Samoan,
Saveeng Tuam,
Southern Kalinga,
Suau,
Sundanese,
Tagalog,
Tagbawa,
Tahitian,
Tolai,
Tongan,
Tontemboan,
Toraja-Sa'dan,
Tungag,
Tuvaluan,
Tuwali,
Ubir,
Wandamen,
Yabem,
Yapese
Other Tower of Babel translations
By language |
By language family
Learn Chinese Characters with the Omniglot Chinese app